Teny iditra (1/2) | 1 mimamamama |
Fototeny | 2 mamamama |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza zavatra mamoaka feo mafy, mifofofofo, mimaona: Misy matahotra, fa izaho kosa faly amin' ny fandrenesana izany riaka mimamamama izany [1.1] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 mimamamamà |
Fototeny | 10 mamamama |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mimamamama [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] |
Fivaditsoratra | 14 mimamamamà, mimamamama |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/20 |
![]() |