Teny iditra | 1 mimeka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 maika, maikamaika: Leha mimeka manao soa ko tsa enem-beloma, dia koa olo manoa fampaña (Raha maikamaika ny manao soa dia tsy mahazo sitraka, toa olona mandrondana tevana) [Betsileo]
[1.78] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20 |