Teny iditra mimenomenona (menomenona (menona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitaraindraina be noho ny tsy fahafaliana: Nimenomenona Ikoto fa niangatra, hono, ny mpampianatra
Mitovy hevitra: manao lemozy ~ mentsomentsona ~ mikafara ~ mikahonkahona ~ mikaikaika ~ mikamenona ~ mikobabaka ~ mikodradraka ~ mikoinkoina ~ mikonaina ~ mimoimoy ~ mimonjomonjo ~ mimonomonona ~ mingonongonona ~ mitaraina [1.1]
Ohatra Somary mimenomenona kely indray izy, nony inona, ka asainy polipolesin' ny vavy ny tongotra aman-tanany. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mimenomenona
Ny lasa : nimenomenona
Ny hoavy : himenomenona
Filaza mandidy : mimenomena

Teny iditra mimenomenòna (menomenona (menona))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mimenomenona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02