Teny iditra | 1 mimimotre |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
mifikotra, mitapikotra, tsy miala, manaraka (toy ny rambo), mimory: Amboan'Antañala ka dia mimimotre ndre tsy ho aja (tsy misaraka alika toy ny Tanala na tsy ho aiza tsy ho aiza) |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |