Teny iditra mimpirina (ampirina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Milamina, milahatra, voapetraka tsara amin' ny toerany avy ny zavatra rehetra: Rehefa mimpirina tsara ny trano vao mahazo mandeha ianao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mimpirina
nimpirina
himpirina
Ohatra Misy sainam-pirenena malagasy mimpirina tokoa ery an-joron-trano. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 180]

2013/05/01