Teny iditra |
minantsanantsana
(nantsanantsana (nantsana))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Miteny somary mikiaka amim-pahatezerana, maneno mikarantsandrantsana: Ninantsanantsana ny bingona ka taitra daholo ny iray tanàna [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To have a shrill sound, to make a sharp noise to be loud. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Résonner fortement, retentir au loin; faire entendre une voix criarde [1.3]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
minantsanantsana |
Ny lasa : |
ninantsanantsana |
Ny hoavy : |
hinantsanantsana |
Filaza mandidy : |
minantsanantsàna |
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
minantsanantsàna
(nantsanantsana (nantsana))
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minantsanantsana
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|