Teny iditra (1/5) | 1 mindray |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Mahafaly]
tamin'izay, miaraka tamin'izay |
Teny iditra (2/5) | 4 mindray |
Sokajin-teny | 5 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.78] [Mahafaly]
mitokana |
Teny iditra (3/5) | 7 mindray |
Sokajin-teny | 8 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.78] [Taisaka]
manaraka 10 [1.78] [Bara] miaraka, mitoby, miara-mipetraka |
Teny iditra (4/5) | 11 mindray |
Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.78] [Bara]
mitovy, sahala |
Teny iditra (5/5) | 14 mindray |
Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.78] [Bara]
feno |
Tovy hevitra | 17 mindry |
Fivaditsoratra | 18 indrami, miandry, mindray, nidiram |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |