|
|
|
|

Teny iditra1  mineraly
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavatra ao anatin' ny tany, toy ny vy na ny vato
4  [1.13] zaka madio avy ao anaty tany
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] minéral
Ohatra  6  [1.123#] Ny mineraly (dia ny volamena, sy volafotsy, sy varahina, sy firaka, sy vy, sy vatosoa, sy diamondra, sy arin-tany, etc.
7  [1.357#] Indraindray misy mineraly aza hita ao amy ny sela na amy ny rindriny, dia solifara sy vy sy afovato sy sira ary sokay, ete.
Voambolana  8  Haibolantany
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07