Teny iditra | minga | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Miala [1.78] | |
Teny iditra | minga | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Miverina [1.78] | |
Teny iditra | minga | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Angamba, fandrao, angao [1.78] | |
Fivaditsoratra | mangy, minga |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |