Teny iditra | 1 mingitrika |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fototeny | 3 ngitrika |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Miepoka tsy mianatra na miasa, tsy tonga mianatra, tsy tonga miasa: Ningitrika indray Isambilo androany |
Tovy hevitra | 8 ngitrika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |