|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mingonona
Fototeny  2  ngonona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manao teny an' orona na avy any an-tenda toa mimonomonona
Manao feo malefaka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to mutter, to grumble, to murmur
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny mingonona io

Teny iditra (2/2)11  mingonòna
Fototeny  12  ngonona
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mingonona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]

Fivaditsoratra  16  mingonòna, mingonona, namongony

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08