|
|
|
|

Teny iditra1  minia
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Manao an-tsitrapo: Ninia nanosika ahy fotsiny izao izy raha nandalo teo akaikiko
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to resolve on, to intend, to do a thing purposely, to determine.
5  [1.7] to do something intentionally
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] faire exprès
Ohatra  7  [2.470] Nahazo fahazarana amin' ny fisotroan-toaka izy ka toa minia mikimpy mihitsy ho amin' ny fahaverezany.
Fototeny  8  nia
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny minia io

Fivaditsoratra  14  aminy, inaim, iniam, maini, maiñy, minia

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21