Teny iditra | 1 ministera |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1][minisiTEra] Sampan-draharaha ambony indrindra ao anatin' ny Governemanta: Ny minisiteran' ny fampianarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a government department or ministry |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.66#764] sampan-draharaha ambony ao amin' ny fitondram-panjakana 6 [1.8] un ministère du gouvernement |
Ohatra |
7 Tamin' izany, dia nisy ministera nihevitra ny hanovana ny satan' ny Tany Ampitandranomasina. [2.113] 8 Avy amin' ireo rijan-teny ireo no nahatonga ny ministera maro ho nankinina tamina miaramila am-perinasa. [4.27] |
Voambolana |
9 Pôlitika |
Mpanahaka | 10 minisitra |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 12 mañeritsy, maneritsy, ministera, mirañitse, simenitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |