Teny iditra minitinity (nitinity)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha miseho ho be ebo sy be hambo [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to assume consequence, to pretend to be bold. [Richardson 1885]
Haiendriteny 
minitinity
ninitinity
hinitinity
minitinitia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31