Teny iditra | minitra | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ampahenimpolon' ny ora iray: Eo amin' ny roapolo minitra eo ny indray mahamasa-bary [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | A minute [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Minute [1.8] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Voambolana | Fotoana | ||||||
Ny fihaviany | Anglisy: minute. | ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny minitra io | ||||||
Fivaditsoratra | manitry, minitra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |