Teny iditra minitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ampahenimpolon' ny ora iray: Eo amin' ny roapolo minitra eo ny indray mahamasa-bary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A minute [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Minute [1.8]
Ohatra 
1Rehefa afaka tokony ho folo minitra dia niteny izy. [2.324]
2Mpananotena nanomboka tamin' izay ora sy minitra izay Rasoa. [2.470]
3Niandry iray minitra i Donga. [2.472]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: minute.
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31