Teny iditra (1/2) | 1 mino |
Fototeny | 2 ino |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miaiky fa milaza ny marina: Mino anao aho fa tohizo ny teninao Miaiky fa misy: Nino an' Andriamanitra ny Ntaolo malagasy Mihevitra, matoky: Nino izy fa tsy hamely intsony ny fahavalo |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to believe |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] croire, avoir la foi |
Ohatra |
7 Tsy mino anao aho. [2.471] 8 Diso ny mino fa manaiky daholo izay ilaina na tsiriritin-tany na iza na iza. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 mino |
Fototeny | 14 ino |
Sokajin-teny | 15 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.78] [Bara, Tanosy]
misotro |
Fanazavàna teny anglisy |
17 [1.7] [Provincial]
to drink |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.8] [Provincial]
boire |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 22 mino, mony, noim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |