Teny iditra minondaka (nondaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Malemy bodaka toy ny voankazo masa-doatra, na masaka nandrahoina izany na masaka ifotony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Soft, mollient, easy [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05