Teny iditra (1/2) | 1 miodina |
Fototeny | 2 odina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mikomy, mioko; tsy manaiky ny fahefana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] to rebel 6 [1.2] to rise in rebellion. 7 [1.7] to betray |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.8] se révolter; trahir |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 miodìna |
Fototeny | 14 odina |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miodina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] |
Fivaditsoratra | 18 diminao, iodinam, miodìna, miodina, niodiam, nodimai |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |