Teny iditra (1/2) | 1 miofana |
Fototeny | 2 ofana |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] tempered, hardened. 5 [1.7] to be tempered (of steel) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] être trempé (en parlant de l'acier) |
Teny iditra (2/2) | 7 miofana |
Fototeny | 8 ofana |
Sokajin-teny | 9 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.7] to prepare oneself, to receive training |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.8] se préparer, s'entraîner |
Ohatra |
12 [2.4#] Nefa andron' ny fandrosoana izao, ka tsara angamba raha mba miofana any Antananarivo izy, mba milona kely any hahalala ny fanaon' ny olona. |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 16 famoina, fimaona, fiomana, iafonam, iofanam, mafinao, miafona, mifañao, mifanao, miofana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |