|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miofana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] tempered, hardened.
4  [1.7] to be tempered (of steel)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] être trempé (en parlant de l'acier)
Fototeny  6  ofana

Teny iditra (2/2)7  miofana
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  9  [1.7] to prepare oneself, to receive training
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.8] se préparer, s'entraîner
Ohatra  11  [2.4#] Nefa andron' ny fandrosoana izao, ka tsara angamba raha mba miofana any Antananarivo izy, mba milona kely any hahalala ny fanaon' ny olona.
Fototeny  12  ofana
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  16  famoina, fimaona, fiomana, iafonam, iofanam, mafinao, miafona, mifañao, mifanao, miofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/06