Teny iditra | 1 mioitra |
Fototeny | 2 oitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny angady tsindriana mafy ka mampiendaka baingan-tany be Miezaka mafy mba hipoitra fa tsy manaiky ny hotsindriana lava: Tsy naharitra ny mponina tany atsimo fa nioitra tamin' ny fitondrana tsy mba nisy fikarakarana azy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to struggle, to strive to get free from something pressing one down. |
Ohatra |
6 Amin' izay, dia mba hahavita soa amin' ireo zana-badiny ireo izy, ka hahafahan' izy rehetra mioitra amin' ny fahantrana rahatrizay. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 iriotam, itoriam, mioitra, miriota, mitoria |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |