|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miola
Fototeny  2  ola
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  mikofoka mahery, mihetsika mafy [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be in agitation, as the sea; to bluster, to be revolutionary [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)9  miola
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11  manohitra lava fa tsy mahay mifanaraka amin'olona [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  12  alimo, mailo, mialo, milao, miola

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20