Teny iditra miolikolika (olikolika (olika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To wind about as a serpent; also same as miolaka [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Sinueux [1.13]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miolikolika
Ny lasa : niolikolika
Ny hoavy : hiolikolika
Filaza mandidy : miolikoleha
Tovy hevitra miolaka ~ miolika
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20