|
|
|
|

Teny iditra1  miolomay
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mitoetr' olona may, dotra, mihazakazaka mafy, dodona dia dodona, maika dia maika. (Azo heverina koa anefa fa fototeny hafa no niavian' io teny io: milomay (l-omay), izay mihazakazaka, dodona koa no heviny)
4  [1.78] [Bezanozano] mihazakazaka
Ohatra  5  [2.470] Antsoin-dreniny hanolan-damba miaraka aminy ny vavimatoany ka mailaka ery izy mamaly ny "eny ry neny a" amin-tsiky sy miolomay manantona an-dRasoa.
Fototeny  6  olomay
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11