Teny iditra (1/2) | 1 miolonolona |
Fototeny | 2 olonolona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy mba miray amin' ny olona fa mitokantokana; mihatakataka tsy te hihavana, mihafahafa |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be a recluse, to separate one's self from company. 6 [1.7] to separate oneself; to act distant or suspicious |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] se séparer, être solitaire, soupçonneux |
Ohatra |
8 Mpiray foto-pivelomana rahateo moa, noho ny taozavatra iaraha-mahalala, ka adalan' izay miolonolona. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 miolonolòna |
Fototeny | 14 olonolona |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miolonolona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] |
Fivaditsoratra | 18 iolonolonam, miolonolona, miolonolòna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |