|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miomana
Fototeny  2  omana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manao ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana amin' izay atao na tsy ho voatampoka raha misy zava-mitranga: Nahomby tamin' ny fanadinana izy satria niomana tsara
Manao izay rehetra hahavonona ny tena amin' ny fanaovan-javatra na asa iray: Nandritra ny hateloana, niomana tamin' ny diany foana izy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to prepare, to get ready
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] se préparer, faire des préparatifs
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  miomàna
Fototeny  12  omana
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miomana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  14  amoinam, amoniam, imamoan, imaonam, iomanam, mamoañy, mamoinà, mamoina, mimaonà, mimaona, miomana, miomàna, nimamoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08