|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miompa
Fototeny  2  ompa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manozona olona hifotitra amin' ny havany akaiky: Niompa azy tamin-dreniny izy na Niompa reniny azy izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to use abusive language. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  miompà
Fototeny  11  ompa
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miompa
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  15  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  16  miompa, miompà, pimamo, miompa, miompà, pimamo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20