Teny iditra (1/2) | 1 miondana |
Fototeny | 2 ondana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manana ondana: Matory tsy miondana Mampiasa ho ondana: Miondam-bato |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to have a pillow under the head. 6 [1.7] to pillow one's head on |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] mettre la tête sur un oreiller |
Ohatra |
8 Tsy nijanonjanona izy, fa lasa niaraka tamin'izay, ka nahita an'Ilaizo miondana eo amin'Ilaimanga, mba efa mahahiratra ny masony. [2.324] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 16 miondàna |
Fototeny | 17 ondana |
Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miondana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.3] |
Fivaditsoratra | 21 amandino, andamino, andomany, anodinam, anominda, iondanam, manadino, mandaoñy, manindao, manodina, mañodina, manodìna, manondia, miondana, miondàna, namodian, nanodiam, nodainam |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |