Teny iditra miongaka (ongaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miala, miesotra, lasa: Niongaka izy rehetra
Miendaka: Nipoaka ny vato ka betsaka no niongaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miongaka
Ny lasa : niongaka
Ny hoavy : hiongaka
Filaza mandidy : miongaha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05