Teny iditra | 1 miongaka |
Fototeny | 2 ongaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miala, miesotra, lasa: Niongaka izy rehetra Miendaka: Nipoaka ny vato ka betsaka no niongaka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 maingoka, miongaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |