Teny iditra (1/2) | 1 miongana |
Fototeny | 2 ongana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mianjera ambony ambany, mihohoka: Niongana ny latabatra Lavo, potraka: Niongana tao amin' ilay kisolosolo avaratra tao izy Mietry, miletsy: Efa niongana ela ilay mpitandrina teto fantatrao |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to fall down, to sink, to be reduced. |
Ohatra |
6 raha mbola tsy very ny saina / ka tsy miongana ny fanahy / dia mbola mahalala menatra ihany [2.131] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 miongàna |
Fototeny | 12 ongana |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miongana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fivaditsoratra | 16 amingano, amongany, anganoim, iangonam, ionganam, manaingo, manginao, manionga, miangano, miangòna, miangona, miongana, miongàna, mongaina, nigaonam, nigoanam |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |