|
|
|
|

Teny iditra1  miongy
Fototeny  2  ongy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Bara] mihady
5  [1.13] miasa tany, mamadika bainga
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] same as mitrongy.
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.13] labourer
Ohatra  8  mitehina ho lohataona izao ny andro, koa miongy (miasa) ny vahoaka, fa izaho kosa manina an' Imasaimananoro. [1.406#]
Voambolana  9  Toe-karena: fambolena
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07