Teny iditra | 1 miontana |
Fototeny | 2 ontana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mihendratra, mientana, taitra tampoka (ny fo): Niontana iray ihany ny fony noho ny tahotra. Mason-tanora mirangany anay / ka mifenifeny ny hahazo / Fon-jatovo miontana / ka miharana ny mba hotanana. (Rajaonah Tselatra) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to startle, to start up. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] tressaillir, être ému subitement: Miontana iray hiany ny foko (J'en suis tout ému) |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 amintano, anotinam, antoanim, iontanam, manotany, manotìna, manotina, miontana, nanitoam, nitamoan, nitaoman, notainam, notamani, notamina, notaniam |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |