|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mioritra
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Miforiporitra: Nioritra ny lamba tao am-bata ka pasohy alohan' ny hitondranao azy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] être froissé
Fototeny  5  oritra
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Teny iditra (2/3)9  mioritra
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Folaka, pitsoka: Nibolisatra tao an-tokotany aho ka nioritra ny tanako
12  [1.13] mivadi-kozatra
Fanazavàna teny anglisy  13  [1.2] to be sprained
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3] être foulé
15  [1.13] entorse
Ohatra  16  [2.424#] Ny mioritra mafy dia maharitra 3 na 4 herinandro vao sitrana.
Voambolana  17  Fahasalamana
Fototeny  18  oritra
Haiendriteny 
19  Ny ankehitriny :
20  Ny lasa :
21  Ny hoavy :

Teny iditra (3/3)22  mioritra
Sokajin-teny  23  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  24  [1.2] divided, parted.
Fototeny  25  oritra

Fivaditsoratra  26  iroritam, mioritra, miriotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21