Teny iditra (1/3) | 1 mioritra |
Fototeny | 2 oritra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miforiporitra: Nioritra ny lamba tao am-bata ka pasohy alohan' ny hitondranao azy |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] être froissé |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 9 mioritra |
Fototeny | 10 oritra |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Folaka, pitsoka: Nibolisatra tao an-tokotany aho ka nioritra ny tanako 13 [1.13] mivadi-kozatra |
Fanazavàna teny anglisy |
14 [1.2] to be sprained |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] être foulé 16 [1.13] entorse |
Ohatra |
17 Ny mioritra mafy dia maharitra 3 na 4 herinandro vao sitrana. [2.424#] |
Voambolana |
18 Fahasalamana |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 22 mioritra |
Fototeny | 23 oritra |
Sokajin-teny | 24 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
25 [1.2] divided, parted. |
Fivaditsoratra | 26 iroritam, mioritra, miriotra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/16 |