Teny iditra mioroka (oroka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] manoroka [Rakotosaona 1975]
 Mifanoroka
¶ Mipaka: Mioroka amin' ny trano fianarana ny trano fanaovam-pety [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to kiss by touching noses. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay être à côté l'un de l'autre [Callet: Tantara]
Haiendriteny 
mioroka
nioroka
hioroka
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31