Teny iditra | miory (ory) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Malahelo, mijaly: Tonga izahay miara-miory aminareo [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to assume an air of misery. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | être affligé, malheureux, pauvre [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra | Nirohotra ny fokonolona nampiseho ny fiaraha-miory amin' ny fianakaviana sy nanao ny fikarakarana rehetra nilaina. [Andraina: Mitaraina, takila 82] | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |