Teny iditra miosanosana (osanosana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihinana, mamosibosika, mandrapadrapaka, mandrepodrepoka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miosanosana
niosanosana
hiosanosana
Teny mitovy hevitra manosanosana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31