Teny iditra | 1 mioty |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manapaka (voankazo na voninkazo) hiala amin' ny tahony, manaisotra hiala amin' ny tahony: Lasa nioty voninkazo any an-jaridaina any izy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to pick fruit; to pick flowers |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] cueillir des fruits, des légumes, des fleurs |
Ohatra |
6 [2.472] Maizimaizina no mandeha mioty ny voany ny tena. |
Fototeny | 7 oty |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mioty io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |