Teny iditra | 1 miova fenitra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] miova amin' ny fomba efa fanao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to change one's ways or characteristics |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] changer de coutume |
Singan-teny | 6 miova, fenitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |