Teny iditra miovoka (ovoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miala, miesotra, mitsoaka: Oadray! niovoka ny nifiko [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miovoka
Ny lasa : niovoka
Ny hoavy : hiovoka
Filaza mandidy : miovoha
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20