Teny iditra | 1 mipaika |
Fototeny | 2 paika |
Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mandidy sy mikapa (vato): Mipai-bato no raharahan-dRabe Miteny mafy, mandevilevy Maneno, mitaika: Nipaika indrindra ny tamin' ny telo no nitehi-tany ny fiaramanidina Voadidy; misy zorony mitovy sy mahitsy: Vato mipaika |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to chip stone; to strike as with a hammer |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#476] Frapper avec un marteau, tailler des pierres, réprimander Sonner, comme l’horloge, faire tictac, comme la montre (Pierres) taillées 7 [1.8] frapper avec un marteau; sonner (cloche, horloge) |
Ohatra |
8 Ny ray aman-dreny sasany mipaika vato eo an-tanàna. [2.606#] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 13 voapaika |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 15 mipaika, mipiaka, mpiaika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |