|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mipalapala
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  palapala
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Lava mitezotezo; mandeha midrahodraho noho ny halavana mampitsipaikona

Teny iditra (2/2)8  mipalapala
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Sihanaka] mitanjaka
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.405] [Sakalava-Mayotte] être nu, nu partiellement

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29