|
|
|
|

Teny iditra1  mipany
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] milofo, mikiry, mikokotra, miezaka: Mipania mianatra anareo lehiroa (milofosa mianatra letsy ianareo)

Fivaditsoratra  4  ampiny, manipy, mipany, mpinia, niampy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21