|
|
|
|

Teny iditra1  mipaoka
Fototeny  2  paoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mifaoka, manendaka: Nipaoka ny tafo ny rivotra
Mangalatra amim-pahakingana: Nisy nipaoka ny bokiko teto ambony latabatra teto
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to snatch
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] rafler, entraîner rapidement:
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny mipaoka io

Fivaditsoratra  12  ampiako, miapoka, mipaoka, mipoaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21