Teny iditra (1/2) | 1 mipapapapa |
Fototeny | 2 papapapa |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamindra maika mankatsy mankaroa noho ny fahaverezan-kevitra; mitotototo, miraparapa |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 9 miapanapana, mipempena, mipepipepy, miraparapa, mirotoroto, mirepirepy, mirafandrafana, mikoropaka, mikoropoka |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny mipapapapa io |
Teny iditra (2/2) | 11 mipapapapà |
Fototeny | 12 papapapa |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mipapapapa [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fivaditsoratra | 16 ipapapapam, mipapapapa, mipapapapà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |