Teny iditra mipasaka (pasaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipariaka ho vakivakiny maro: Mipasaka ny bainga rehefa atsipy amin' ny angady
Mitresaka, miveraka: Mipasaka ny vomanga tsara masaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To scatter, to spill; fig. to speak one's whole mind. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mipasaka
Ny lasa : nipasaka
Ny hoavy : hipasaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05