|
|
|
|

Teny iditra1  mipasaka
Fototeny  2  pasaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mipariaka ho vakivakiny maro: Mipasaka ny bainga rehefa atsipy amin' ny angady
Mitresaka, miveraka: Mipasaka ny vomanga tsara masaka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to scatter, to spill; fig. to speak one's whole mind.
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11