Teny iditra | 1 mipasoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mandama, mandambolambo, manindry amin' ny vy hafanaina: Maika izy fa mbola hipasoka ny akanjo hoentiny rahampitso alahady Voalama, voatsindrin' ny vy nohafanaina: Mitondra akanjo tsy mipasoka Mandrindra tsara: Loza iny raha hipasopaso-teny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to smooth; to iron; to palliate. The reduplicated forms of the above are used with the same meanings 5 [1.7] to iron clothing |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] repasser le linge |
Fototeny | 7 pasoka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny mipasoka io |
Fivaditsoratra | 13 asampiko, mipasoka, miposaka, mpisaoka, mpisoaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |